321 B
321 B
satroka
Ny satroka dia saron-doha natao tamin'ny sarona akanjo.
lafaoro midedadeda
Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany.
Satria hentitra ny fanarahana ny baikon'ny mpanjaka
DH: "Satria ireo lehilahy dia nanao ara-bakiteny izay nandidian'ny mpanjaka"