16 lines
444 B
Markdown
16 lines
444 B
Markdown
# nanohitra ny fanirian'izy ireo
|
|
|
|
"nitaraina ny amin'izay tian'ny manampahefana romanina ho atao"
|
|
|
|
# voatery aho nampiantso an'i Kaisara
|
|
|
|
DH: "Nangataka an'i Kaisara aho hitsara ahy"
|
|
|
|
# na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza
|
|
|
|
DH "saingy tsy hoe satria te hiampanga ny vahoakan'ny fireneko teo anoloan'i Kaisara aho"
|
|
|
|
# nohon'ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity.
|
|
|
|
DH: "fa voafonja aho"
|