13 lines
480 B
Markdown
13 lines
480 B
Markdown
# Tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "mijoro eo anoloan'i Kaisara" dia midika hoe mandeha any amin'ny fitsarana i Paoly ary
|
|
hamela an'i Kaisara hitsara azy. DH: "Tsy maintsy mitsangana eo anoloan'i Kaisara ianao mba hahafahany hitsara anao"
|
|
|
|
# nanome anao ireo rehetra miantsambo miaraka aminao
|
|
|
|
"nanapa-kevitra ny hamela ireo rehetra niaraka taminao hiaina"
|
|
|
|
# araka izay voalaza tamiko izany
|
|
|
|
DH: " araka ny nolazain'ny anjely tamiko izany"
|