plt_tn/act/26/09.md

457 B

Nisy fotoana

Nampiasa io fehezanteny io i Paoly mba hanamarihana ny fiarovan-tenany. ankehitriny izy dia mitantara ny fomba nanenjehany ireo olomasina.

manohitra ny anaran'i Jesosy

Ny teny "anarana"dia midika ny tenan'i Jesosy. DH: "hanajanona ny olona tsy hihaino an'i Jesosy"

ary rehefa voavono izy ireo, dia nandatsaka ny vatoko hanohitra azy ireo aho

DH: "ary nifanaraka tamin'ireo mpitondra jiosy hafa aho mba hanameloka ireo mpino ho faty"