674 B
674 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nentin'i Festo teo anatrehan'ny Mpanjaka Agripa i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-2 i Paoly dia niaro ny tenany teo anatrehan'ny mpanjaka Agripa.
Agripa
Agripa no mpanjaka tao Palestina tamin'izany, na izany aza izy dia nanjaka teo amin'ny faritra vitsivitsy ihany.
naninjitra ny tanany
"nanao fihetsika tamin'ny tanany teo anoloan'ny vahoaka mba hisarihana ny mason'izy ireo"
nanao ny fiarovan-tenany
DH: "nanomboka niaro ny tenany teo anatrehan'ireo izay niapanga azy izy"
"Maneho ny tenako toy ny faly aho
Tena faly i Paoly satria nanararaotra ny fijoroany teo anatrehan'i Agripa mba hiresahana momban'ny filazantsara.