943 B
943 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Izany dia mitantara momba ny faminaniana iray nataon'i Paoly tao Kaisaria tamin'ny mpaminany Agabo.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy.
nisy mpaminany anankiray
Izany dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara.
Agabo
Agabo dia lehilahy iray avy any Jodia.
Hoy ny Fanahy Masina, 'dia ho toy izao no hamatoran' ireo Jiosy any Jerosalema ny lehilahy izay tompon'ity fehin-kibo ity, ary hanolotra azy eo an-tanan'ireo Jentilisa.'"
DH: "'Ny Fanahy Masina dia milaza fa ho toy izany no hamatoran'ireo Jiosy any Jerosalema ... ireo Jentilisa."
ireo Jiosy
Izany dia tsy manondro ny Jiosy rehetra fa ireo olona izay nanao izany ihany. DH: "ireo mpitondra jiosy" na "ny sasany tamin'ny Jiosy"
Ireo Jentilisa
Izany dia ireo manampahefana teo amin'ny Jentilisa. DH: "ireo Jentilisa manampahefana"