470 B
470 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no mamarana ny fizaran'ny tantara momban'ny fitorian'i Paoly tany Troasy ary ny momban'i Eotika.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.
ilay tovolahy
Io dia manondro an'i Eotika (20:9). Ireo azo hamdikana azy 1) Izy dia tovolahy mihoatran'ny 14 taona na 2) Izy dia tovolahy eo anelanelan'ny 9 sy 14 taona eo na koa 3) Ny teny "tovolahy" dia midika fa izy dia mpanompo na andevo.