662 B
662 B
Aza matahotra, ary aza mangina fa mitenena
Ny Tompo dia nanome didy tamin'ny fomba roa samy hafa mba hanamafisana fa i Paoly dia tokony hanohy ny fitoriana. DH: "Ianareo dia tsy tokony hataotra , fa mitenena ary aza mangina"
ary aza mangina
DH: "Ary aza mitsahatra amin'ny fitoriana ny filazantsara"
manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho
"maro ireo olona tao an-tanàna izay nametraka ny finoany Taminy" na "olona maro teto amin'ity tanàna ity no nametraka ny finoany Tamiko"
Paoly nitoetra tao herintaona sy enim-bolana, nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo amin'izy ireo.
Ity no mamarana ny fanambarana amin'ity ampahan'ny tantara ity.