798 B
798 B
ampahafantarana amin'ny ankapobeny
Indro ny teny hoe "azy" dia manondro an'i Paoly.
ampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "isika" dia midika hoe Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy, anisan'izany i Lioka, mpanoratra ny Asan'ny Apostoly.
ampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny fampiasana voalohany ny teny "antsika" dia manondro ny olona ao Makedonia. Ny fampiasana faharoa ny teny "antsika" kosa dia manondro an'i Paoly sy ireo namany.
ampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona tao Makedonia.
Nahita fahitana i Paoly
"Nahita fahitana avy amin'Andriamanitra i Paoly"
niantso azy
"nangataka azy" na "nanàsa azy"
Avia aty Makedonia
Ny teny hoe "Avia" dia nampiasaina eto satria i Makedonia dia teny ampitan'ny ranomasinin'i Troasy.