449 B
449 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanomboka niresaka tamin'ireo Apostoly sy loholona i Jakoba.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy.
Ry rahalahy
"namana mpino"
mba haka amin'izy ireo olona
"mba hahafahany misafidy vahoaka iray amin'izy ireo"
ho an'ny anarany.
"ho an'ny anaran'Andriamanitra." Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro an'Andriamanitra. DH: "ho an'ny tenany"