1.8 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanomboka niresaka tamin'ireo Apôstôly sy loholona izay nivory i Petera mba hiresaka momba ny tsy maintsy handraisan'ireo Jentilisa ny famorana ary hitandrina ny lalàna.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny voalohany "izy ireo" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona (15: 5) ary ny teny "izy ireo" sy "ny azy ireo" hafa dia manondro ireo Jentilisa mpino
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "anao" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "antsika" dia manondro an'i Petera, ireo Apôstôly sy ireo loholona, ary ny mpino rehetra amin'ny ankapobeny.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "Izy" eto dia manambara an'Andriamanitra.
rahalahy
Petera dia niresaka tamin'ireo mpino rehetra izay nanatrika teo.
alalan'ny vavako
Eto ny teny "vavako" dia manondro an'i Petera. DH: "avy amiko" na "tamiko"
handre ny tenin'ny filazantsara ireo Jentilisa
"ireo Jentilisa dia naniry ny handre"
ny tenin'ny filazantsara
Eto ny "teny" dia ny hafatra. DH: "ny hafatra momban'i Jesosy"
izay mahafantatra ny fo
Eto ny "fo" ity dia manondro ny "saina" na "toetra anaty". DH: "iza no mahalala ny sain'ny olona" na "iza no mahalala izay heverin'ny olona"
vavolombelona amin'izy ireo
"vavolombelona amin'ireo Jentilisa"
nanome ny Fanahy Masina azy ireo
"hatonga ny Fanahy Masina hidina amin'izy ireo"
tsy nanao fanavakavahana
Nitovy ny fitondran'Andriamanitra ireo mpino jiosy sy ireo mpino Jentilisa.
nanadio ny fon'izy ireo tamin'ny finoana
Ny famelan'Andriamanitra ny helok'ireo mpino Jentilisadia toy ny hoe manadio ara-bakiteny ny fon'izy ireo. Eto "ny fo" no manondro ny maha-olona azy. DH: "mamela ny fahotany satria nino an'i Jesosy"