644 B
644 B
ireo teny ireo ihany
Eto ny "ireo teny ireo ihany" dia manambara ilay hafatra nolazain'i Paoly. DH: "Ilay hafatra io ihany"
Rehefa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga
Ireo mety handikana azy 1) Satria i Paoly sy Barnabasy dia nandao" na 2) Nandao ny fivoriana i Paoly sy Barnabasy talohan'ny nifaranany ary izany dia nitranga taty aoriana.
ireo proselita
reo dia olona tsy Jiosy izay niova fo ho amin'ny Jodaisma.
mba hanohy ao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra
Midika izany fa nino ny hafatr'i Paoly izy ireo fa i Jesosy no Mesia. DH: "hanohy hatoky fa mamela ny fahadisoan'ny olona Andriamanitra noho ny nataon'i Jesosy"