884 B
884 B
Izany koa no nahatonga azy niteny tao amin'ny salamo hafa
Takatr'ireo mpihaino an'i Paoly fa io Salamo io dia manondro ny Mesia. DH: "Ao amin'ny Salamo hafa an'i Davida, dia nilaza koa izy momba ny Mesia"
Izany koa no nahatonga azy niteny
"Hoy koa i David." David no mpanoratra ny Salamo faha-16 izay nangalana io teny io.
Tsy hamela ilay Masina hahita ny lo ianao
DH: "Tsy hamela ny vatan'ilay Masinao ho lo ianao"
Tsy hamela
Eto i Davida dia miresaka amin'Andriamanitra.
ireo fanirian'Andriamanitra
"nanao izay nangatahan'Andriamanitra ho ataony" na "nanap izay nahafinaritra an'Andriamanitra"
resin-tory izy
DH: "maty izy"
nampandriana niaraka tamin'ireo rainy izy
"nalevina niaraka tamin'ireo razambeny izay efa maty izy"
niharan'ny fahasimbana
DH: "tsy ho lo ny vatany"
Fa izy izay
"fa i Jesosy izay"
niharan'ny fahasimbana
DH: 'tsy ho lo"