671 B
671 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy"dia manondro an'Andriamanitra
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "ny tanin'izy ireo" eto dia manondro ilay tany izay nosahanin'ireo firenena fito tany aloha.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "antsika" sy "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'ny Isiraely. Ny Jiosy mpihaino an'i Paoly dia tafiditra ao amin'ny "antsika" tahaka izany ohany i Paoly sy Barnabasy
firenena
Eto ny teny hoe "firenena" dia manondro ny vondron'olona samihafa fa tsy ireo sisin-tany ara-jeografika
niseho izany dia efa tamin'ny faha dimampolo sy efa-jato taona
"efa nihaotra ny 450 taona vao tanteraka"