781 B
781 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia andalana avy tao amin'ny bokin'Isaia.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Izy" dia maneho an'i Messia.
tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy
Ny mpanety eto dia ilay olona izay manapaka volon'ondry mba ho ampiasaina.
Fa tamin'ny fanalam-baraka azy dia nesorina taminy ny rariny
DH: "Izy dia nalam-baraka ary tsy notsarain'izy ireo amim-pahamarinana"
Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany?
Nampiasaina io fanontaniana io mba hanamafisana ny tsy hananany taranaka. DH: "tsy misy afaka hilaza momban'ny taranany satria tsy hisy"
ny ainy nesorina teto an-tany
Io dia miresaka momban'ny fahafatesany. DH: "novonoin'ny olombelona Izy" na "ny olombelona no naka ny ainy teto an-tany"