plt_tn/act/08/12.md

20 lines
587 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireto andininy ireto dia manome fanazavana bebe kokoa momban'i Simona sy ireo Samaritana sasany tonga mba hino an'i Jesosy.
# natao batisa izy ireo
DH: "nataon'i Filipo Batisa izy ireo" na "nanao Batisa ireo mpino vaovao i Filipo"
# Na i Simona aza dia nino
DH: "I Simona ihany koa dia anisan'ny ray amin'ireo izay nino"
# nanaovana batisa azy
DH: "nanao Batisa an'i Simona i Filipo"
# Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy, dia gaga
"gaga i Simona rehefa nahita an'i Filipo nanao ireo famantarana sy fahagagana lehibe"