587 B
587 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Lioka dia nanohy nitantara izay nitranga ny andro mialohan'ny fiangonana.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "Izy ireo" sy "izy ireo" dia manambara an'ireo mpino.
Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly
DH: "Ireo Apostoly dia nanao famantarana sy fahagagana maro be tamin'ireo olona"
tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly
DH: "tamin'ireo Apostoly"
ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo
DH: "Ireo olona ireo dia nanandratra avo ireo mpino.