759 B
759 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
indray andro nandeha tany amin'ny tempoly i Jaona sy Petera.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
ny andininy faha 2 dia manome fampahafantarana momban'ilay lehilahy nalemy.
teny amin'ny tempoly
Izy ireo dia tsy niditra tao amin'ny tempoly izay natokana hoan' ireo mpisorona ihany. DH: "teo an-tokontanin'ny tempoly"na "teo amin'ny faritrin'ny tempoly"
nisy lehilahy iray nalemy efa hatrany am-piterahana nentina isan'andro
Azo hadika koa io hoe: "Isan'andro dia nisy lehilahy iray nalemy hatrany am-piterahana ary nolajan'ny olona"
nalemy
tsy afaka nandeha
ny vavahadin'ny tempoly izay nantsoina hoe Itsaraendrika
Azo hadika koa hoe: "Ilay vavahadin'ny tempoly izay nantsoin'ny olona hoe Itsaraendrika"