612 B
612 B
nivoaka
Eto ny hoe "nivoaka" dia afaka adika hoe "nandeha".
Endrey ny voninahitry ny mpanjakan'Israely ankehitriny
Io dia fehezanteny maneso. Ny tian'i Mikala ambara ny dia mifanohitra amin'izay nolazainy, ary tsy nino izy fa hanao fihetsika manome voninahitra i Davida. Miteny tsy am-panajana an'i Davida Mpanjaka momba ny akanjo nentiny nandihy sy ny fitondran-tenany i Mikala.
teo imason'ireo andevo vavy
Eto ny hoe "mason'ireo andevo vavy" dia manondro ireo andevo vavy". DH: "teo anatrehan'ireo andevo vavy"
mpiteny ratsy
Ampitahain'i Mikala amin'ny lehilahy mpiteny ratsy sy adala i Davida.