590 B
590 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Petera dia nanomboka niresaka ny andro farany.
Hamporisihana ny sainareo madio
Petera dia miresaka ny ahatonga ireo mpamakiny hisaintsaina mahakasika ireo zavatra ireo toy ny hoe mamoha azy ireo amin'ny torimasony izy. DH: "ahatonga anao hieritreritra fisainana madio."
Ireo teny voalazan'ny mpaminany masina fahiny
DH: "ireo teny izay nolazain'ireo mpaminany masina taloha."
Ny didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay nomena tamin'ny alalan'ireo apostolinareo
DH: "Ny didin'ny Tompo sy Mapamonjy antsika, izay nomen'ireo apostolinareo."