524 B
524 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mifarana eto ny famintinana ary arahina antso avo izany mba hanompoan'ny olona an'i Yaveh irery ihany, sy fanoritsoritana ireo fahotan'ny vahoaka ihany koa.
Tsy nihaino izy ireo
DH: "Tsy nankatò izy ireo"
natahotra an'i Yaveh ireo firenena
Ireo firenena ireo dia natahotra an'i Yaveh mba hampitony azy fotsiny ihany tahaka ny fomba fitondran'izy ireo ny andriaman-kafan'izy ireo
mandrak'ankehitriny.
Ny hoe "ankehitriny" dia ilazana ny fotoana nahaveloman'ny mpanoratra.