808 B
808 B
tamin'ny faha-dimampolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda
DH: "tamin'ny faha 50 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"
Pekahia
Anaran-dehilahy izany.
izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "izay ratsy araka ny fomba fitsaran'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh fa ratsy"
Tsy mba nanary ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata ... izy.
Ny fandaozana fahotana dia ilazana ny fandavana tsy hanota intsony. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata i Pekahia" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"
izay nahatonga ny Israely nanota
Eto ny teny hoe "Israely" dia ilazana ny vahoakan'ny fanjakan'Israely. DH: "izay nampanota ny vahoakan'Israely"