525 B
525 B
Tamin'ny taona fahafito amby roapolo nanjakan'i Jeroboama
DH: "Tamin'ny taona faha 27 nanjakan'i Jeroboama"
Azaria
Fantatra kokoa amin'ny anarana hoe "Ozia" ny mpanjaka ankehitriny.
Jekolia
Izany ny anaran'ny renin'i Azaria.
Nanao izay marina ... izy
"Nanao izay mahitsy ... izy"
izay marina teo imason'i Yaveh
Ny andian-teny hoe "imason'i Yaveh" dia sarinteny ilazana ny fomba fijerin'i Yaveh na ny fomba fitsaran'i Yaveh. DH: "izay marina araka ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh fa marina"