682 B
682 B
Ary naniraka ... i Jeho
Izany dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba hitondra izany hafatra izany manerana ny tany izy. DH: "Ary naniraka mpitondra hafatra ... i Jeho" na "Ary nandefa hafatra ... i Jeho"
mba tsy hisy olona tavela ka tsy tonga
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "mba hahatonga ny mpanompon'i Bala rehetra ho tonga" na "mba ho tonga ny olona rehetra"
feno
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nahafeno izany izy ireo"
mpitahiry ny akanjon'ny mpisorona
Eto ny matoanteny "mitahiry" na mitahiry zavatra dia midika hoe mikarakara izany sy miambina izany. DH: "mpisahana ny akanjon'ny mpisorona" na "mpikarakara ny akanjon'ny mpisorona.