681 B
681 B
ny kalesiny avy
"samy nitaingina ny kalesiny ny tsirairay" (UDB)
Hitan'izy ireo tao ... izy
"Rehefa nahatratra an'i Jeho izy ireo, dia tao ... izy"
Nabota
Anaran-dehilahy izany.
Jezirelita
Izany no ilazana ny olona avy ao Jezirela.
Inona no fihavanana eo, raha mbola maro be koa ny fanompoan-tsampy amin'ny asa fivarotan-tena sy ny ody ratsin'i Jezebela reninao?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany fa tsy tonga hiavana izy ireo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy hisy fiavanana izany raha mbola mampihatra sy mampiroborobo fatratra ny fanompoan-tsampy amin'ny endrika fijangajangana sy ody ratsy i Jezebela reninao."