649 B
649 B
mandra-pahazavan'ny andro
"mandra-paharain'ny andro"
hisy famaizana hiatra amintsika
Toy ny hoe olona hisambotra azy ireo ny filazana ny famaizan'ny olona ireo efa-dahy. DH: "hanafay antsika ny olona" na "hisy olona hanafay antsika"
hilaza ny ankohonan'ny mpanjaka
Eto ny teny hoe "ankohonana" dia manondro ny olona izay mipetraka ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "hilaza ny mpanjaka sy ny olony"
izay nitoeran'izy ireo
DH: "izay nitoeran'ireo miaramila"
avy eo dia nolazaina tao amin'ny ankohonan'ny mpanjaka izany
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nolazain'ny olona tamin'ny mpanjaka sy ireo izay tao an-dapany izany"