386 B
386 B
talenta volafotsy roa
Azo atao ny mampiasa fandanjana vaovao eto. DH: "volafotsy 68 kilao"
nametraka ireo tamin'ny roa
"nanome ireo an' ..."
Namporisika an'i Gehazy i Namàna
Namporisika an'i Gehazy izy mba handray ireo fanomezana. DH: "Namporisika an'i Gehazy i Namàna mba handray ireo fanomezana"
ny mpanomponao
Eto i Gehazy dia milaza ny tenany ho mpanompon'i Elisa.