28 lines
615 B
Markdown
28 lines
615 B
Markdown
# Bala Salisa
|
|
|
|
Anaran-tanàna izany.
|
|
|
|
# mofo vita tamin'ny vary hordea roapolo
|
|
|
|
"mofo vita tamin'ny vary hordea 20"
|
|
|
|
# vao nojinjaina
|
|
|
|
"natao tamin'ny vokatra farany"
|
|
|
|
# salohim-bary vaovao
|
|
|
|
"laingom-bary vaovao." Izany no ilazana ny vary vao nojinjaina.
|
|
|
|
# Ahoana no hanomezako izany an'ireo olona zato?
|
|
|
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany ilay lehilahy mba hanehoany fa tsy ampy amahanana olona 100 izany mofo izany. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Tsy ampy amahanana olona zato izany"
|
|
|
|
# olona zato
|
|
|
|
"olona 100"
|
|
|
|
# teny ... Yaveh
|
|
|
|
Yaveh ihany no tiana lazaina amin'ny hoe "teny". DH: "Yaveh"
|