553 B
553 B
ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "ireo mpaminany"
ny vadiko ilay mpanomponao
"ny vadiko, izay mpanomponao"
mpampindram-bola
Olona mampindrana vola amin'ny olona hafa.
Tsy manana na inona na inona
Milaza ny tenany ho mpanompon'i Elisa ilay vehivavy mba ho mari-panajana azy.
afa-tsy diloilo iray tavoara ny mpanomponao ao an-trano
Ny hany mba zavatra lafo vidy nananany dia diloilo iray tavoara.