plt_tn/2co/10/15.md

12 lines
406 B
Markdown

# tsy nirehareha mihaotra ny fetra isika
Fomba fiteny. DH: "tsy nirehareha momba ireo zavatra izay tsy hanananay fahefana" na "tsy nirehareha fotsiny tamin'ireo zavatra izay hanananay fahefana."
# hitombo ny finoanareo amin'ny asa lehibe miandry ny tsirairay
Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia hanitatra ny faritra iasanay tokoa"
# amin'ny faritra hafa
"Faritra iray nomen'Andriamanitra olon-kafa"