885 B
885 B
Jereo
Izany teny izany dia manampy amin'ny fanamafisana ny zavatra izay nolazaina manaraka.
Lehibe tokoa ny halehiben'ny fikirizana tao aminareo mba hanaporofoana fa tsy manan-tsiny ianareo
Azo adika hoe DH: "Ny fikirizanareo hanaporofo fa tsy manan-tsiny ianareo dia lehibe tokoa!"
ny fahamarinana izay tokony atao
Azo adika hoe DH: "fa ny olona dia tokony hanao ny marina"
mpanao ratsy
"Ilay iray izay nanao ratsy"
mba tokony hampahafantarana ny fahazotoanareo teo aminay
Azo adika hoe DH: "mba hahafantaranareo fa ny fahazotoanareo ho anay dia tena am-pahatsorana"
eo anatrehan'Andriamanitra
Izany dia entina ilazana ny fanatrehan'Andriamanitra. Ny fahazoan'Andriamanitra sy fankasitrahana ny fahamarinan'i Paoly dia ambara ho toy ny hoe afaka mahita azy ireo Andriamanitra. DH: "eo anatrehan'Andriamanitra" na "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelona."