Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia mamerina ny tenin'ny mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha, Isaia sy Ezekiela.
ary mitokana
Azo adika hoe DH: "Atokano ny tenanareo" na "mamela ahy hanokana anareo"
Aza mikasika zavatra maloto
Azo adika hoe DH: "zavatra madio ihany no kasiho"