plt_tn/2co/03/09.md

28 lines
1.4 KiB
Markdown

# ny asan'ny fanamelohana
"ny asan'ny fanamelohana." Maneho ny lalan'ny Testamenta taloha izany. DH: "ny asa izay manameloka ny olona satria mifototra ao amin'ny lalana"
# dia ho toy ny ahoana fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny fahamarinana!
DH: "koa ny asan'ny fahamarinana dia tsy maintsy ho be voninahitra kokoa!"
# ny fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny ny fahamarinana!
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka mamokatra na manamaro zavatra hafa ny "asan'ny fahamarinana." Ny tiany ho lazaina dia hoe: "nyasan'ny fahamarinana" dia be voninahitra lavitra noho ny lalana, izay manana voninahitra ihany koa."
# ny asa'ny ny fahamarinana
"Ny asa fanompoan'ny fahamarinana". Izany dia maneho ny fanekena vavao, izay hanompoan'i Paoly. DH: "ny asa izay manamarina ny olona satria mifototra ao amin'ny Fanahy"
# nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra intsony... noho ny voninahitra izay mampitombo izany
Ny lalan'ny Testamenta Taloha dia tsy hita ho manana voninahitra intsony raha ampitahana amin'ny fanekena vaovao, izay be voninahitra kokoa.
# izay nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra
Azo adika hoe DH: "ny lalana izay nataon'Andiramanitra ho be voninahitra fahiny"
# izay nandalo fotsiny
Izany dia maneho ny "asan'ny fanamelohana," izay resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra mety levona. DH: "izay nanjary tsy nisy nilana azy"