476 B
476 B
Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely milaza izao: Ny amin'ny teny izay renao, 27satria ianao dia tso-po
D.H: "Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely milaza izao mahakasika ireo teny izay efa renao, satria malefaka ny fonao - manam-piniavana hiova"
nandrotika ny akanjonao
Ity dia mariky ny alahelo sy ny fibebahana.
hangoniko ho eo amin'ireo razambenao ianao. Ho voaangona ao amin'ny fasanao
D.H: "ho faty ianao"
ny masonao dia tsy hahita
D.H: "tsy hanan-traikefa ianao"