Nandeha tamin'ny lalana
Nanaraka ny fanaon-drainy.
imason'i Yaveh
D.H: "raha ny amin'i Yaveh"
efa nampanantena ny hanome fiainana ho azy sy ireo taranany lalandava Izy.
D.H: "Efa nampanantena Izy fa ny taranak'i Davida dia tsy maintsy iray tamin'ireo izay nanjaka tamin'ny Joda."