543 B
543 B
ireo zanak'omby volamena
Ity dia fampitahana amin'ireo sampy.
Tsy efa nandroaka ireo mpisoron'i Yaveh ... ireo Levita ve ianareo?
D.H: "Efa nandroaka ... ireo Levita ianareo."
Tsy efa nanao ... tany hafa ve ianareo?
D.H: "Efa nanao ... tany ianareo."
Na iza na iza tonga manamasin-tena miaraka amin'ny zanak'omby sy ondrilahy fito dia ho lasa mpisoron'ireo izay tsy andriamanitra anie izy
D.H: "ny olona izay manolotra omby lahy sy ondry lahy fito dia mety lasa mpisorona ho an'ireo zanak'omby volamena izay tsy andriamanitra."