12 lines
344 B
Markdown
12 lines
344 B
Markdown
# Nitranga izany isaky ny
|
|
|
|
manamarika fotoana miavaka ny heviny ao amin'ny tantara izany.maro ny karazam-potoana manamarika ny hevin'izany andian-teny izany.
|
|
|
|
# niala taminy ny hatezeran'i Yaveh, mba tsy handringanana azy tanteraka
|
|
|
|
D.H: "Tsy tezitra aminy intsony i Yaveh, na, tsy nandrava azy tanteraka"
|
|
|
|
# ankoatran'izany
|
|
|
|
"fanampin'izany"
|