Zaretana
anaran-tanàna.
nanamboaran'i Solomona ireo fanaka
Tsy i Solomona tenany manokana no manamboatra ireo fanaka, fa nibaiko azy ireo izy mba hahavita izany.
tsy afaka nofantarina tokoa ny lanjan'ny varahina.
D.H: "ny habetsak'ireo varahina dia maro be"