614 B
614 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia namaritra ny tenany ho mpanoratra ny taratasy ary niarahaba ireo fiangonana tany Tesalonika.
Paoly, Silasy, ary Timoty ho an'ny fiangonana
Ny UDB dia manazava tsara fa i Paoly no nanoratra ity taratasy ity.
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana
Ny teny hoe: "fahasoavana" sy "fiadanana" dia entina ilazana ny olona izay maneho hatsaram-panahy sy mampiseho filaminana amin'olona. DH: "Andriamanitra anie ho tsara fanahy aminao ary hanome fiadanana ho anao."
Ho aminareo anie ny fiadanana
Ny teny hoe: "nareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana.