|
# ry Davida zanako
|
|
|
|
Ataon'i Saoly toy ny hoe zanany i Davida mba hampisehoana amin'i Davida fa tiany izy.
|
|
|
|
# Nanandratra ny feony i Saoly ary nitomany
|
|
|
|
Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona asandratra amin'ny tanana ny feo. DH: "nitomany mafy"
|