527 B
527 B
an-dava-baton'i
toerana poak'aty ambany tany, izay matetika dia misokatra eny amin'ny sisin'ny havoana, izay lehibe ampy hidiran'ny olona
Adolama
Anarana bohitra eny akaikin'ny tanànan'i Gata io.
nahare izany
nandre fa nandeha niafina tao an-dava-bato i Davida
Ny olona rehetra izay tao anaty fahoriana ... ny olona rehetra izay tsy faly
Filaza-masaka io. DH: "Olona maro izay tao anaty fahoriana ... olona maro izay tsy faly"
kapiteny
manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila
efa-jato
"400"