515 B
515 B
sy ny zatovolahy niaraka taminy
Eto ny hoe "taminy" dia manondro an'i Jonatana.
notifiriny zana-tsipìka tao aoriany
"Nitifitra zana-tsipìka tao aorian'ilay tovolahy i Jonatana"
Moa tsy ao aorianao ve ny zana-tsipìka?
Ampiasain'i Jonatana io fanontaniana io mba ilazana fa lavitra an'ilay tovolahy ilay zana-tsipìka. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Tokony ho fantatrao fa aorianao ilay zana-tsipìka" na "Aoriana lavitra anao ilay zana-tsipìka"