343 B
343 B
Filistina roan-jato
Io dia azo ato tarehimarika. DH: "Filistina 200"
hitan'i Saoly, sy fantany
Eto ny dikan'ny hoe "hita" sy "fantany" dia mitovy hevitra ary manamafy fa hain'i Saoly sy azony antoka izany.
Mikala zanaka vavin'i Saoly, dia tia azy
Eto ny hoe "tia" dia midika fa nanana fahatsapana ho raiki-pitia tamin'i Davida izy.