471 B
471 B
Rehefa re ireo teny izay nolazain'i Davida
Io dia azo ato hoe DH: "Rehefa nandre izay nolazain'i Davida ireo miaramila"
Aoka tsy hisy lehilahy ho ketraka noho io Filistina io ny fony
Ny fo ketraka dia maneho ny fihorohoroana sy ny fanarian-toky. DH: "Aoka tsy hisy ho raiki-tahotra'' na "Aoka tsy hisy harary toky"
ny mpanomponao dia handeha
Nilaza ny tenany hoe "mpanomponao" i davida mba hanehoana fanajana an'i Saoly. DH: "Izaho, mpanomponao, dia handeha''