16 lines
355 B
Markdown
16 lines
355 B
Markdown
# Nambara tamin'i Samoela
|
|
|
|
"Nisy nilaza tamin'i Samoela"
|
|
|
|
# nanangana tsangam-bato ho an'ny tenany
|
|
|
|
Feno fireharehana i Saoly.
|
|
|
|
# nidina nankany Gilgala
|
|
|
|
Somary ambanimbany kokoa noho i Karmela i Gilgala.
|
|
|
|
# Tanterako ny didin'i Yaveh
|
|
|
|
Tsy mazava raha azon'i Saoly fa tsy nankatoa tanteraka ny didin'Andriamanitra mba hamotika tanteraka ny Amalekita izy.
|