838 B
838 B
tonga tamin'i Samoela ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. DH: "Nilaza ny teniny i Yaveh"
ny tenin'i Yaveh
Eto ny "teny" dia ilazana ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
Nanenenako
"malahelo aho"
niala tamin'ny fanarahana Ahy izy
Ny tsy fankatoavan'i Saoly an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe niala mivantana tamin'ny fandehanana taorian'Andriamanitra i Saoly. DH: "nitsahatra ny nanaraka Ahy izy"
tsy nampihatra ny didiko
"tsy nankatoa izay nandidiako hataony." Tokony hamotika tanteraka ny zavatra rehetra sy ny olon-drehetra i Saoly. Nasian'Andriamanitra fandarana teo amin'ireo Amalekita. Saingy navelan'i Saoly ho velona ny biby fiompy sasany.
Tezitra i Samoela
Ireo mety ho heviny dia 1) Tezitra tamin'i Saoly nohon'ny tsy fankatoavany i Samoela na 2) Nikorontana i Samoela.