427 B
427 B
nohon'ny anarany lehibe
Eto ny "anarana" dia ilazana ny lazan'i Yaveh. DH: "Mba hanohizan'ny olona hanome voninahitra sy hanaja an'i Yaveh"
dia sanatriaviko ny hanota amin'i Yaveh amin'ny fitsaharana ny hivavaka ho anareo
Heniky ny tahotra ny olona nohon'ny amin'ny orana sy ny kotroka izay nalefan'i Yaveh rehefa nivavaka i Samoela. Mety hino ny olona sasany fa nampiasa io vavaka io i Samoela mba hamelezana azy ireo.