696 B
696 B
tavoara misy ny diloilo i Samoela, nandraraka izany teo ambony lohan'i Saoly
Tamin'ny kolontsaina Israelita, rehefa misy mpaminany mandraraka diloilo eo amin'ny lohan'ny olona iray, dia nandray fitahiana avy amin'i Yaveh io olona io.
tavoara
fitoeran-javatra kely vita amin'ny tanimanga nodorana
Moa ve Yaveh tsy efa nanosotra anao ho mpanapaka ny lovany?
Hain'i Samoela ny valin'izany fanontaniana izany. Mampatsiahy an'i Saoly izy fa Yaveh no nifidy azy ho mpanjakan'Israely. DH: "Nanosotra anao ho mpanapaka eo amin'ny lovany tokoa Yaveh."
Zelza
Anaran-toerana io.
Inona no tokony hataoko mahakasika ny zanako lahy?
Miahiahy ny amin'i Saoly ny rainy izao ary te hahita azy.