626 B
626 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza izay zavatra ho alain'ilay mpanjaka i Samoela.
mpangaroharo zava-manitra
"hanamboatra menaka manitra hatao amin'ny vatany"
tanin'olivanareo
"sahan'oliva"
ampahafolon'ny varinareo
Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ireo ny vary ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany.
ampahafolon'ny ... tanim-boalobokareo
Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ny divay vokarin'izy ireo ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany.
manam-pahefany
Ireo no mpitarika ny tafiky ny mpanjaka.