352 B
352 B
niaraka tamin'ny akanjony rovitra sy vovo-tany teo an-dohany
Fomba fanehoana fisaonana lalina araka ny kolotsain'ny Israelita io.
nangorohoro ny amin'ny
Io dia fomba fiteny izay midika fa raiki-tahotra na niahiahy mafy mahakasika ny zavatra iray izy.
tanàna iray manontolo
Fibangoan-teny ilazana ny "vahoaka rehetra ao amin'ny tanàna io."